Exodus 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ny ombiasy noho ny vay, satria ny vay dia nahavoa ny ombiasy mbamin’ny Ejiptiana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy afaka niseho teo anatrehan’i Môizy ny mpanao ody azon’ny vay; fa voan’ny vay ny mpanao ody sahala amin’ny Ejipsiana rehetra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy afaka niseho teo anatrehan’i Mosesy ireo mpimasy noho ny vay, fa rakotry ny vay toy ireo Ejiptianina rehetra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombiasy tsy nahajanona teo anatrehan'i Mosesy noho ny vay; fa ny vay dia nahazo ny ombiasy mbamin'ny Egyptiana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ny ombiasy noho ny vay, satria ny vay dia nahavoa ny ombiasy mbamin’ny Ejiptiana rehetra.
malagasy
Ary ny ombiasy tsy nahajanona teo anatrehan'i Mosesy noho ny vay; fa ny vay dia nahazo ny ombiasy mbamin'ny Egyptiana rehetra.