Exodus 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, raha izay Aho no nanatsotra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin’ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin’ny tany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izay Aho no efa naninjitra ny tanako namely anao tamin’ny pesta, ianao sy ny vahoakanao, dia efa fongotra amin’ny tany ianao toy izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, raha naninji-tanana namely anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana Aho, dia efa levona teto ambonin’ny tany ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, raha izay Aho no naninjitra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin'ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin'ny tany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, raha izay Aho no nanatsotra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin’ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin’ny tany ianao.
malagasy
Fa ankehitriny, raha izay Aho no naninjitra ny tanako hamely anao sy ny vahoakanao amin'ny areti-mandringana, dia efa fongotra tamin'ny tany ianao.