Exodus 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny mba hampahitako anao ny heriko, sy hanambaràna ny anarako any amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny antony namelako anao haharitra toy izay, dia ny mba hahitanao ny fahefako, ary mba hanehoehoan’ny Anarako amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy navelako ho velona ianao mba hahitanao ny heriko sy hitantarana ny lazako any amin’ny tany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny hampahita anao ny heriko mba hambara any amin'ny tany rehetra ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny mba hampahitako anao ny heriko, sy hanambaràna ny anarako any amin’ny tany rehetra.
malagasy
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny hampahita anao ny heriko mba hambara any amin'ny tany rehetra ny anarako.