Exodus 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola mirehareha amin’ny oloko ihany va ianao ka tsy hamela azy handeha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka indro ianao mbola mitsivalan-kisakana ny vahoakako fa tsy mandefa azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na izany aza, dia mbola manao zinona ny vahoakako ihany ianao, ka tsy mety mandefa azy.
Malagasy Bible 1865
Mbola mirehareha amin'ny oloko ihany va ianao ka tsy handefa azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola mirehareha amin’ny oloko ihany va ianao ka tsy hamela azy handeha?
malagasy
Mbola mirehareha amin'ny oloko ihany va ianao ka tsy handefa azy?