Exodus 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, rahampitso toy izao Aho dia hampilatsaka havandra be dia be izay tsy mbola nisy toy izany teto Ejipta hatramin’ny andro niorenany ka mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro rahampitso toy izao dia handatsaka havandra be dia be Aho, ka tsy mbola nisy toy izany teto Ejipta hatrizay naha-Ejipta an’i Ejipta, ka mandrak’ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, rahampitso amin’ny ora toy izao aho dia hampilatsaka havandra be dia be izay tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny andro niorenan’ny Ejipta ka mandraka androany.›
Malagasy Bible 1865
Indro, rahampitso toy izao dia hampilatsaka havandra be dia be Aho, izay tsy mbola nisy toy izany teto Egypta hatramin'ny andro nisiany mponina ka mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, rahampitso toy izao Aho dia hampilatsaka havandra be dia be izay tsy mbola nisy toy izany teto Ejipta hatramin’ny andro niorenany ka mandraka ankehitriny.
malagasy
Indro, rahampitso toy izao dia hampilatsaka havandra be dia be Aho, izay tsy mbola nisy toy izany teto Egypta hatramin'ny andro nisiany mponina ka mandraka ankehitriny.