Exodus 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mandà ianao ka tsy mamela azy handeha fa mbola mihazona azy ihany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mandà tsy handefa azy ianao sy mbola mitana azy ihany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mandà tsy handefa azy ianao ka mbola miziriziry ihany,
Malagasy Bible 1865
Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, fa mbola mihazona azy ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mandà ianao ka tsy mamela azy handeha fa mbola mihazona azy ihany
malagasy
Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, fa mbola mihazona azy ihany,