Exodus 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay natahotra ny tenin’NY TOMPO teo amin’ny mpanompon’i Farao dia nampandositra haingana ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay natahotra ny tenin’i Iaveh, teo amin’ny mpanompon’i Faraôna, dia nampiditra an-trano ny mpanompony mbamin’ny bibiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany tamin’ireo tandapan’ny Farao dia natahotra ny tenin’ny TOMPO ka nampialoka ny mpiasany sy ny biby fiompiny tany an-trano.
Malagasy Bible 1865
Ary izay natahotra ny tenin'i Jehovah teo amin'ny mpanompon'i Farao dia nampody ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay natahotra ny tenin’NY TOMPO teo amin’ny mpanompon’i Farao dia nampandositra haingana ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano;
malagasy
Ary izay natahotra ny tenin'i Jehovah teo amin'ny mpanompon'i Farao dia nampody ny mpanompony sy ny bibiny ho any an-trano;