Exodus 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay tsy nandatsaka am-po ny tenin’NY TOMPO kosa dia namela ny mpanompony sy ny bibiny tany an-tsaha ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay tsy nandinika tao am-pony ny tenin’i Iaveh kosa, namela ny mpanompony mbamin’ny bibiny tany an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany kosa tsy niraharaha ny tenin’ny TOMPO, ka namela ny mpiasany sy ny biby fiompy teny an-tsaha ihany.
Malagasy Bible 1865
fa izay tsy nandatsaka am-po ny tenin'i Jehovah kosa dia namela ny mpanompony sy ny bibiny tany an-tsaha ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay tsy nandatsaka am-po ny tenin’NY TOMPO kosa dia namela ny mpanompony sy ny bibiny tany an-tsaha ihany.
malagasy
fa izay tsy nandatsaka am-po ny tenin'i Jehovah kosa dia namela ny mpanompony sy ny bibiny tany an-tsaha ihany.