Exodus 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Atsory manandrify ny lanitra ny tananao, ary aoka hisy havandra hilatsaka amin’ny tany Ejipta manontolo, dia amin’ny olona sy amin’ny biby fiompy ary amin’ny anana rehetra any an-tsaha manerana ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, hilatsahan’ny havandra eran’ny tany Ejipta rehetra, amin’ny olona sy ny biby ary ny ahitra rehetra any an-tsaha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Atsangano manondro lanitra ny tananao! Aoka ny havandra hirotsaka amin’ny tany Ejipta manontolo, amin’ny olona sy ny biby fiompy ary amin’ny voly rehetra any an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, dia hisy havandra hilatsaka amin'ny tany Egypta rehetra, dia amin'ny olona sy amin'ny biby fiompy ary amin'ny anana rehetra any an-tsaha eran'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Atsory manandrify ny lanitra ny tananao, ary aoka hisy havandra hilatsaka amin’ny tany Ejipta manontolo, dia amin’ny olona sy amin’ny biby fiompy ary amin’ny anana rehetra any an-tsaha manerana ny tany Ejipta.
malagasy