Exodus 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy havandra, ary nisy afo nifanaretsaka teny anelanelan’ny havandra; mafy tokoa izany ary tsy mbola nisy toy izany tany amin’ny tany Ejipta manontolo hatrizay naha firenena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havandra no nilatsaka ary afo miharo amin’ny havandra, sady loza ny heriny, fa tsy mbola nisy toy izany tany Ejipta, hatrizay naha-firenena azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy havandra niaraka amin’ny tafiotra sy ny varatra, ka tsy mbola nisy havandra be toy izany manerana Ejipta manontolo hatramin’izay nahafirenena azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan'ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin'ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy havandra, ary nisy afo nifanaretsaka teny anelanelan’ny havandra; mafy tokoa izany ary tsy mbola nisy toy izany tany amin’ny tany Ejipta manontolo hatrizay naha firenena azy.
malagasy
Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan'ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin'ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy.