Exodus 9:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tao amin’ny tany Gosena izay nitoeran’ny Zanak’Israely ihany no tsy mba nisy havandra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy afa-tsy ny tany Genesa, izay nisy ny zanak’i Israely ihany, no tsy nilatsahan’ny havandra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritany Gôsena izay nonenan’ny Israelita ihany no tsy nisy havandra.
Malagasy Bible 1865
Fa tao amin'ny tany Gosena izay nitoeran'ny Zanak'Isiraely ihany no tsy mba nisy havandra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tao amin’ny tany Gosena izay nitoeran’ny Zanak’Israely ihany no tsy mba nisy havandra.
malagasy
Fa tao amin'ny tany Gosena izay nitoeran'ny Zanak'Isiraely ihany no tsy mba nisy havandra.