Exodus 9:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangataha re amin’i Iaveh mba hitsahatra ny kotrok’orana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo; tsy hisy hitana anareo intsony tokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony.
Malagasy Bible 1865
Mangataha amin'i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony.
malagasy
Mangataha amin'i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo.