Exodus 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa fantatro fa tsy mbola hatahotra NY TOMPO Andriamanitra ihany ianao sy ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro anefa fa mbola tsy hatahotra an’i Iaveh Andriamanitra akory ianao sy ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro anefa izao fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola tena hatahotra ny TOMPO Andriamanitra ihany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa fantatro fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola hatahotra an'i Jehovah Andriamanitra ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa fantatro fa tsy mbola hatahotra NY TOMPO Andriamanitra ihany ianao sy ny mpanomponao.
malagasy
Kanefa fantatro fa ianao sy ny mpanomponao dia tsy mbola hatahotra an'i Jehovah Andriamanitra ihany.