Exodus 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa ripaka ny tahon-drongony sy ny varimbazaha; fa efa niteraka ny varimbazaha ary efa namony ny tahon-drongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rongony sy ny orja no levona; fa ny orja moa efa niteraka, ny rongony efa namony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Simba avokoa ny rongony sy ny vary ôrza, fa efa niteraka ny ôrza ary efa mamony ny rongony.
Malagasy Bible 1865
Ary efa naripaka ny rongony sy ny vary hordea; fa efa niteraka ny vary hordea, ary efa namony ny rongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa ripaka ny tahon-drongony sy ny varimbazaha; fa efa niteraka ny varimbazaha ary efa namony ny tahon-drongony.
malagasy
Ary efa naripaka ny rongony sy ny vary hordea; fa efa niteraka ny vary hordea, ary efa namony ny rongony.