Exodus 9:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny varimbazaha sy ny ampemby no tsy mba ripaka satria mbola fohy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny varimbazaha sy ny épeautre anefa tsy naninona; afafy aoriana ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny varim-bazaha sy ny ampemby voly aoriana, dia tsy maninona.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny varimbazaha sy ny ampemby no tsy mba ripaka satria mbola fohy ireny.
malagasy
Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny.