Exodus 9:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana dia mbola nanota indray izy ka samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Faraôna kosa rehefa nahita fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrok’orana, dia mbola nanohy ny fahotany indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ny Farao fa nitsahatra ny orana sy ny havandra ary ny kotroka, dia hadisoana toy ny teo aloha indray no nataony; fa samy nihadonto fo izy sy ireo tandapany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana, dia mbola nanota ihany indray izy; ary samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana dia mbola nanota indray izy ka samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.
malagasy
Ary nony hitan'i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana, dia mbola nanota ihany indray izy; ary samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.Dia nihamafy ny fon'i Farao ka tsy mba nandefa ny Zanak'Isiraely izy, araka izay efa nampilazain'i Jehovah an'i Mosesy.