Exodus 9:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihamafy ny fon’ny Farao ka tsy nandefa ny Zanak’Israely izy, araka izay efa nampilazain’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihadonto ny fon’izy sy ny mpanompony. Nihamafy ny fon’i Faraôna ka tsy nalefany handeha ny zanak’i Israely, araka ny efa voalazan’i Iaveh tamin’ny vavan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary araka izay nambaran’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy, dia manamafy fo ny Farao ka tsy nandefa ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia nihamafy ny fon'i Farao ka tsy mba nandefa ny Zanak'Isiraely izy, araka izay efa nampilazain'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihamafy ny fon’ny Farao ka tsy nandefa ny Zanak’Israely izy, araka izay efa nampilazain’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Dia nihamafy ny fon'i Farao ka tsy mba nandefa ny Zanak'Isiraely izy, araka izay efa nampilazain'i Jehovah an'i Mosesy.