Exodus 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanendry fotoana NY TOMPO ka niteny hoe: Rahampitso no hanaovan’NY TOMPO izany zavatra izany eto amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noferan’i Iaveh ny fotoana nataony hoe: Rahampitso no hanaovan’i Iaveh izany amin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanondro fotoanandro ny TOMPO ka nanao hoe: –Rahampitso no hanatanterahako izany zavatra izany eto Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Dia nanendry fotoan'andro Jehovah ka nanao hoe: Rahampitso no hanaovan'i Jehovah izany zavatra izany eto amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanendry fotoana NY TOMPO ka niteny hoe: Rahampitso no hanaovan’NY TOMPO izany zavatra izany eto amin’ny tany.
malagasy
Dia nanendry fotoan'andro Jehovah ka nanao hoe: Rahampitso no hanaovan'i Jehovah izany zavatra izany eto amin'ny tany.