Ezekiel 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tarehiny sy ny elany dia nisaraka hatreo ambony; samy nanana elatra roa nifanendry izy, ary roa hafa koa nanarona ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany ireo tarehiny. Nivelatra teo amboniny, ny elatr’izy ireo; ka ny elany roa avy nifanendry tamin’ny an’ny namany; ary ny elany roa kosa, nanarona ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny roa amin’ireo elany dia nitsotra miakatra ka nifanendry ny tendrony, fa ny roa kosa nanarona ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tarehiny sy ny elany dia nisaraka hatreo ambony: samy nisy roa nifanendry tamin'ny an'ny namany, ary ny roa nanarona ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tarehiny sy ny elany dia nisaraka hatreo ambony; samy nanana elatra roa nifanendry izy, ary roa hafa koa nanarona ny tenany.
malagasy
Ary ny tarehiny sy ny elany dia nisaraka hatreo ambony: samy nisy roa nifanendry tamin'ny an'ny namany, ary ny roa nanarona ny tenany.