Ezekiel 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy nizotra tamin’izay hitsiny avy izy ka na taiza na taiza no tian’ny fanahy ho nalehany dia nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nizotra tamin’izay hitsiny avy izy; izay nasain’ny fanahy naleha no nalehany; tsy nihodina izy raha nandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nizotra tamin’izay hitsiny avy ireo zava-miaina ireo, ary nandeha tamin’izay nitondran’ny Fanahy azy fa tsy niherika.
Malagasy Bible 1865
Dia samy nizotra tamin'izay hitsiny avy izy, ka na aiza na aiza no tian'ny fanahy ho nalehany dia nalehany: tsy niherika izy raha nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy nizotra tamin’izay hitsiny avy izy ka na taiza na taiza no tian’ny fanahy ho nalehany dia nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.
malagasy
Dia samy nizotra tamin'izay hitsiny avy izy, ka na aiza na aiza no tian'ny fanahy ho nalehany dia nalehany: tsy niherika izy raha nandeha.