Ezekiel 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zavamananaina dia nifanaretsaka nankatsỳ nankarỳ, toy ny tselatra mifelopeloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivoivoy nankatsỳ nankarỳ ireo zava-manana aina ireo, tahaka ny tsela-baratra no fijery azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zava-miaina ireo koa dia nifanaretsaka tetsy sy teroa sady nitsoriaka toy ny varatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zava-manan'aina nifanaresaka nankary nankatsy toy ny helatra mifelopeloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zavamananaina dia nifanaretsaka nankatsỳ nankarỳ, toy ny tselatra mifelopeloka.
malagasy
Ary ny zava-manan'aina nifanaresaka nankary nankatsy toy ny helatra mifelopeloka.