Ezekiel 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako ny zavamananaina fa indro, nisy kodiarana iray teo amin’ny tany, teo anilan’ny zavamananaina teo anoloan’ny tarehiny efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nibanjina ireo zava-manana aina ireo aho, ka indro nisy kodiarana anankiray teo amin’ny tany, teo anilany, anoloan’ny tavany efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandinika ny zava-miaina efatra aho, dia nahita fa teo anilan’ny tsirairay avy dia nisy kodiarana iray nitehika tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako ny zava-manan'aina, fa, indro, nisy kodia iray avy teo ambonin'ny tany, teo anilan'ny zava-manan'aina teo anoloan'ny tarehiny efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako ny zavamananaina fa indro, nisy kodiarana iray teo amin’ny tany, teo anilan’ny zavamananaina teo anoloan’ny tarehiny efatra.
malagasy
Ary hitako ny zava-manan'aina, fa, indro, nisy kodia iray avy teo ambonin'ny tany, teo anilan'ny zava-manan'aina teo anoloan'ny tarehiny efatra.