Ezekiel 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandeha izy ireo dia nandeha tamin’izay hitsin’ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mandeha izy, dia mizotra tandrifin’ny lafiny efatra, sady tsy miherika eny am-pandehanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaka mandroso ho amin’ny lafiny efatra izy nefa tsy mila mihodina.
Malagasy Bible 1865
Raha nandeha izy, dia nandeha tamin'izay hitsin'ny lafiny efatra: tsy niherika izy raha nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandeha izy ireo dia nandeha tamin’izay hitsin’ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha.
malagasy
Raha nandeha izy, dia nandeha tamin'izay hitsin'ny lafiny efatra: tsy niherika izy raha nandeha.