Ezekiel 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny boriboriny dia avo sy mahatahotra, sady feno maso manodidina izy efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avo mahatsiravina ny hazo faribolany, sady feno maso avokoa ny manodidina ny faribolan’ireo kodiarana efatra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatahotra ny refin’ny savaivony ary rakotra taratra mamirapiratra ny manodidina azy manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny boriboriny manodidina azy dia avo sy mahatahotra, sady feno maso manodidina izy efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny boriboriny dia avo sy mahatahotra, sady feno maso manodidina izy efatra.
malagasy
Ary ny boriboriny manodidina azy dia avo sy mahatahotra, sady feno maso manodidina izy efatra.