Ezekiel 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandeha ny zavamananaina dia nandeha teo anilany koa ireo kodiarana; rehefa niainga tsy nipaka tamin’ny tany ireo zavamananaina dia mba niainga koa ireo kodiarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandeha ireo zava-manana aina, nandeha teo anilany koa ireto kodiarana; raha misondrotra avy amin’ny tany ireo zavatra ireo, misondrotra koa ny kodiarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandroso ireo zava-miaina, dia mba nandroso avy hatrany teo anilany koa ireto kodiarana; rehefa niakatra niala tamin’ny tany izy, dia mba niakatra koa ireto.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha ny zava-manan'aina, dia nandeha teo anilany koa ny kodia; ary raha niainga tsy nipaka tamin'ny tany ireo zava-manan'aina, dia mba niainga koa ny kodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandeha ny zavamananaina dia nandeha teo anilany koa ireo kodiarana; rehefa niainga tsy nipaka tamin’ny tany ireo zavamananaina dia mba niainga koa ireo kodiarana.
malagasy
Ary raha nandeha ny zava-manan'aina, dia nandeha teo anilany koa ny kodia; ary raha niainga tsy nipaka tamin'ny tany ireo zava-manan'aina, dia mba niainga koa ny kodia.