Ezekiel 1:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahadimin’ny volana, tamin’ny taona fahadimy taorianan’ny namaboana an’i Joiakina mpanjaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha dimin’ny volana nahababo an’i Joasina, mpanjaka tamin’izay,
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro fahadimy tamin'ny volana (taona fahadimy taorian'ny namaboana an'i Joiakina mpanjaka izany)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahadimin’ny volana, tamin’ny taona fahadimy taorianan’ny namaboana an’i Joiakina mpanjaka,
malagasy
Tamin'ny andro fahadimy tamin'ny volana (taona fahadimy taorian'ny namaboana an'i Joiakina mpanjaka izany)