Ezekiel 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ambonin’ny lohan’ny zavamananaina dia nisy toa endriky ny eloelo, toy ny volon’ny kristaly mahatahotra, mivelatra eo ambonin’ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambonin’ny lohan’ireo zava-manana aina ireo, nisy tahaka ny andohalambo miendri-kristaly mamirapiratra, mivelatra teo ambonin’ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambony lohan’ireo zava-miaina dia nisy toa andohalambo namirapiratra toy ny kristaly manjelanjelatra.
Malagasy Bible 1865
Ary teo ambonin'ny lohan'ny zava-manan'aina dia nisy toa endriky ny eloelo, toy ny volon'ny krystaly mahatahotra, mivelatra eo ambonin'ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ambonin’ny lohan’ny zavamananaina dia nisy toa endriky ny eloelo, toy ny volon’ny kristaly mahatahotra, mivelatra eo ambonin’ny lohany.
malagasy
Ary teo ambonin'ny lohan'ny zava-manan'aina dia nisy toa endriky ny eloelo, toy ny volon'ny krystaly mahatahotra, mivelatra eo ambonin'ny lohany.