Ezekiel 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ambanin’ny eloelo dia nivelatra mahitsy sady nifanendry ny elany; samy nanana roa nisaronany avy izy rehetra ary samy nanana roa izay nanaronany ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka teo ambanin’io andohalambo io ny elany no nivelatra nifanendry, sady nanana elatra roa avy koa nanarona ny tenany teo an-daniny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambanin’izany andohalambo izany no samy namelatra ny elany roa nifanitsy sy nifanendry ny zava-miaina tsirairay, fa ny elany roa sisa kosa nanaronany ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary nivelatra mahitsy sady nifanendry ny elany teo ambanin'ny eloelo: samy nanan-droa avy izy rehetra, izay nanaronany ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ambanin’ny eloelo dia nivelatra mahitsy sady nifanendry ny elany; samy nanana roa nisaronany avy izy rehetra ary samy nanana roa izay nanaronany ny tenany.
malagasy
Ary nivelatra mahitsy sady nifanendry ny elany teo ambanin'ny eloelo: samy nanan-droa avy izy rehetra, izay nanaronany ny tenany.