Ezekiel 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy feo avy teo ambonin’ny eloelo izay teo ambonin’ny lohany; rehefa nijanona izy dia namihina ny elany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy naneno re avy ao amin’itsy andohalambo nivelatra teo ambonin’ny lohany; nony mijanona izy, dia navelany hilefitra ny elany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tao ambonin’ny andohalambo izay teo ambony lohany dia naharenesako feo ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy feo avy teo ambonin'ny eloelo izay teo ambonin'ny lohany; nony nijanona izy, dia namihina ny elany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy feo avy teo ambonin’ny eloelo izay teo ambonin’ny lohany; rehefa nijanona izy dia namihina ny elany.
malagasy
Ary nisy feo avy teo ambonin'ny eloelo izay teo ambonin'ny lohany; nony nijanona izy, dia namihina ny elany.