Ezekiel 1:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tonga tamin’i Ezekiela mpisorona, zanak’i Bozỳ, ny tenin’NY TOMPO tany amin’ny tanin’ny Kaldeana, teo amoron’ny ony Kebara. Ary tany dia teo aminy ny tanan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- tonga tamin’i Ezekiela zanak’i Bozì, mpisorona, ny tenin’i Iaveh, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina, amoron’ny ony Kobara, ary mby teo aminy teo ny tanan’i Iaveh.
Malagasy Bible 1865
dia tonga tamin'i Ezekiela mpisorona, zanak'i Bozy, ny tenin'i Jehovah tany amin'ny tanin'ny Kaldeana, teo amoron'ny ony Kebara; ary ny tànan'i Jehovah dia taminy teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tonga tamin’i Ezekiela mpisorona, zanak’i Bozỳ, ny tenin’NY TOMPO tany amin’ny tanin’ny Kaldeana, teo amoron’ny ony Kebara. Ary tany dia teo aminy ny tanan’NY TOMPO.
malagasy