Ezekiel 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anivony dia nisy toa endriky ny zavamananaina efatra. Ny fijery azy dia ohatra ny endrika olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitako teo afovoany, ny endri-java-manana aina efatra, ka toy izao no fijery azy: miendrika olombelona izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hita miavaka tao amin’io ivon-drahona io ny endrika zava-miaina efatra izay toa olombelona no fijery azy.
Malagasy Bible 1865
Ary teo aminy koa nisy toa endriky ny zava-manan'aina efatra. Ary ny fikery azy dia hoatra ny endrik'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anivony dia nisy toa endriky ny zavamananaina efatra. Ny fijery azy dia ohatra ny endrika olona.
malagasy
Ary teo aminy koa nisy toa endriky ny zava-manan'aina efatra. Ary ny fikery azy dia hoatra ny endrik'olona.