Ezekiel 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ranjony dia mahitsy, ary ny faladiany dia tahaka ny faladian’ny ombilahy kely; namirapiratra toy ny volon’ny varahina manganohano izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahitsy ny tongony, ary toy ny faladian’ny zanak’omby ny faladiany, sady nanjelanjelatra hoatra ny varahina voadio ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia toy ny kitron’ombilahikely, ka mamirapiratra toy ny halimo voadio.
Malagasy Bible 1865
Ary mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia tahaka ny faladian'ny ombilahy kely; ary mamirapiratra toy ny volon'ny varahina manganohano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ranjony dia mahitsy, ary ny faladiany dia tahaka ny faladian’ny ombilahy kely; namirapiratra toy ny volon’ny varahina manganohano izy.
malagasy
Ary mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia tahaka ny faladian'ny ombilahy kely; ary mamirapiratra toy ny volon'ny varahina manganohano izy.