Ezekiel 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy tanan’olona teo ambanin’ny elany teo amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy tanan’olona avy teo ambanin’ny elany, amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tavany aman’elany avy, izy efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ambanin’ny elatra efatra dia samy nisy tanan’olona iray avy; ary ireny tanana ireny dia nitodika ho amin’ny lafiny efatra nanaraka ny tarehy sy ny elany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy tanan'olona teo ambanin'ny elany teo amin'ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy tanan’olona teo ambanin’ny elany teo amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra.
malagasy
Ary nisy tanan'olona teo ambanin'ny elany teo amin'ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra.