Ezekiel 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nifanendry ny elany; tsy niherika izy raha nandeha fa samy nizotra tamin’izay hitsiny avy izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifanendry ny elany; tsy nihodina izy raha nandeha, fa samy nizotra tamin’izay hitsiny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifanendry ny tendron’ny elany; ary samy nandroso ho amin’izay hitsiny avy izy, fa tsy niherika rehefa nandeha.
Malagasy Bible 1865
Nifanendry ny elany; tsy niherika izy raha nandeha, fa samy nizotra tamin'izay hitsiny avy izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nifanendry ny elany; tsy niherika izy raha nandeha fa samy nizotra tamin’izay hitsiny avy izy rehetra.
malagasy
Nifanendry ny elany; tsy niherika izy raha nandeha, fa samy nizotra tamin'izay hitsiny avy izy rehetra.