Ezekiel 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno maso manodidina ny tenan’ny kerobima manontolo, ny lamosiny, ny tanany, ny elany ary koa ny kodiarana; izy efatra dia samy nisy kodiarana avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary feno maso avokoa ny manodidina ny tenan’ny Kerobima, ny lamosiny, ny tanany, ny elany, mbamin’ny kodiarana; samy nanana ny kodiarany avy izy efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenan’ny kerobima manontolo, indrindra ny lamosiny sy ny tanany ary ny elany, dia rakotra maso manjelanjelatra tahaka ireo kodiarana efatra.
Malagasy Bible 1865
Ary feno maso manodidina ny tenany rehetra sy ny lamosiny sy ny tànany sy ny elany mbamin'ny kodia; izy efatra dia samy nisy kodia avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno maso manodidina ny tenan’ny kerobima manontolo, ny lamosiny, ny tanany, ny elany ary koa ny kodiarana; izy efatra dia samy nisy kodiarana avokoa.
malagasy
Ary feno maso manodidina ny tenany rehetra sy ny lamosiny sy ny tànany sy ny elany mbamin'ny kodia; izy efatra dia samy nisy kodia avokoa.[Heb. nofony]