Ezekiel 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny kodiarana dia reko nisy niantso azy hoe: Ry tadio!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kodiarana dia mailaka no anarana fiantsoana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo kodiarana efatra dia reko nomena anarana hoe «tadio».
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny kodia dia reko nisy niantso azy hoe: Ry kodia!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny kodiarana dia reko nisy niantso azy hoe: Ry tadio!
malagasy
Ny amin'ny kodia dia reko nisy niantso azy hoe: Ry kodia![Na: Mikodiadiava!]