Ezekiel 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nijanona izy dia mba nijanona koa ireo; ary rehefa niainga izy dia mba niainga koa ireo: fa ny fanahin’ny zavamananaina no tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nijanona izy, nijanona koa ireo; raha nisondrotra izy, niara nisondrotra taminy koa ireo; satria tao amin’izy ireo ny Fanahin’ny zava-manana aina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mijanona ireo, dia mijanona koa ny kodiarana; raha manidina miakatra ho eny amin’ny habakabaka ireo, dia mba miakatra koa ireo, satria ny fanahin’ny zava-miaina no manetsika ireo kodiarana.
Malagasy Bible 1865
Raha nijanona izy, dia mba nijanona koa ireo, ary raha niainga izy, dia mba niainga koa ireo: fa ny fanahin'ny zava-manan'aina no tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nijanona izy dia mba nijanona koa ireo; ary rehefa niainga izy dia mba niainga koa ireo: fa ny fanahin’ny zavamananaina no tao aminy.
malagasy
Raha nijanona izy, dia mba nijanona koa ireo, ary raha niainga izy, dia mba niainga koa ireo: fa ny fanahin'ny zava-manan'aina no tao aminy.