Ezekiel 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala avy teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ny Trano ny voninahitry NY TOMPO ka nijanona teo ambonin’ny kerobima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ny trano, ny voninahitr’i Iaveh, dia nijanona teo ambonin’ny Kerobima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga avy teo an-tokonam-baravaran’ny tempoly ny voninahitry ny TOMPO, ka nipetraka teo ambony kerobima.
Malagasy Bible 1865
Dia niala avy teo ambonin'ny tokonambaravaran'ny trano ny voninahitr'i Jehovah ka nijanona teo ambonin'ny kerobima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala avy teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ny Trano ny voninahitry NY TOMPO ka nijanona teo ambonin’ny kerobima*.
malagasy
Dia niala avy teo ambonin'ny tokonambaravaran'ny trano ny voninahitr'i Jehovah ka nijanona teo ambonin'ny kerobima.