Ezekiel 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia ilay zavamananaina hitako teo ambanin’ny Andriamanitry ny Israely teo amoron’ny ony Kebara; ary fantatro fa kerobima ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no ilay zava-manana aina hitako teo ambanin’ny Andriamanitr’i Israely, teo amin’ny ony Kobara; ary nahalala aho fa Kerobima izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amoron’ny ony Kebara no efa nahitako ireo zava-miaina ireo nijoro teo ambanin’Andriamanitr’i Israely, ka fantatro ankehitriny fa kerobima ireo.
Malagasy Bible 1865
Izany dia ilay zava-manan'aina hitako teo ambanin'Andriamanitry ny Isiraely teo amoron'ny ony Kebara; ary fantatro fa kerobima ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia ilay zavamananaina hitako teo ambanin’ny Andriamanitry ny Israely teo amoron’ny ony Kebara; ary fantatro fa kerobima ireo.
malagasy
Izany dia ilay zava-manan'aina hitako teo ambanin'Andriamanitry ny Isiraely teo amoron'ny ony Kebara; ary fantatro fa kerobima ireo.