Ezekiel 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy nanana tarehy efatra avy izy sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy zavatra toy ny tanan’olona teo ambanin’ny elany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nanan-tarehy efatra, ary samy nanana elatra efatra avy izy; ary nisy endri-tanan’olona, teo ambany elany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nanana endrika efatra sy elatra efatra ary karazana tanan’olona teo ambany elany avy ny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Samy nanana tarehy efatra avy izy, sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy nitarehin-tànan'olona teo ambanin'ny elany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy nanana tarehy efatra avy izy sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy zavatra toy ny tanan’olona teo ambanin’ny elany.
malagasy
Samy nanana tarehy efatra avy izy, sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy nitarehin-tànan'olona teo ambanin'ny elany.Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin'ny tavany no nalehany.