Ezekiel 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tarehiny dia nitovy tamin’ilay hitako teo amoron’ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany. Ary ny hitsin’ny tavany no nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny fijery ny tavany dia ireo tava hitako teo amoron’ny ony Kobara ihany; sahala ny fijery azy; tena ilay tany ihany izany. Samy nandeha tamin’izay hitsiny avy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitovy tanteraka tamin’ny endrik’ireo zava-miaina teo amoron’ny ony Kebara ny endriny. Samy nandroso mahitsy tamin’izay tandrify azy avy ny kerobima.
Malagasy Bible 1865
Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin'ny tavany no nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tarehiny dia nitovy tamin’ilay hitako teo amoron’ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany. Ary ny hitsin’ny tavany no nalehany.
malagasy
Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin'ny tavany no nalehany.