Ezekiel 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny kerobima dia nitsangana teo ankavanan’ny Trano rehefa niditra Ralehilahy; ary ilay rahona dia nameno ny kianja anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijanona teo ankavananan’ny trano ny Kerobima, raha nankao ilay lehilahy, ka nahafeno ny kianja anatiny ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola nankao izy, dia nijanona teo amin’ny ilany ankavanan’ny tempoly ireo kerobima, ary feno raho-matevina ny kianja anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny kerobima nitsangana teo amin'ny ankavanan'ny trano, raha niditra ralehilahy; ary feno ilay rahona ny kianja anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny kerobima dia nitsangana teo ankavanan’ny Trano rehefa niditra Ralehilahy; ary ilay rahona dia nameno ny kianja anatiny.
malagasy
Ary ny kerobima nitsangana teo amin'ny ankavanan'ny trano, raha niditra ralehilahy; ary feno ilay rahona ny kianja anatiny.