Ezekiel 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra niala teo amin’ny kerobima ho eo amin’ny tokonam-baravaran’ny Trano ny voninahitry ny TOMPO; ary ilay rahona dia nameno ny Trano, ary ny kianja dia feno ny famirapiratan’ny voninahitry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny voninahitr’i Iaveh nisondrotra niala teo amin’ny Kerobima nankeo amin’ny tokonam-baravaran-trano; ka feno ilay rahona ny trano; ary feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Iaveh ny kianja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niakatra avy eo ambonin’ny kerobima hankeny amin’ny tokonam-baravaran’ny tempoly ny voninahitry ny TOMPO. Koa nanjary feno raho-matevina ny tempoly; ary ny kianja kosa dia namirapiratry ny voninahitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra niala teo amin'ny kerobima ny voninahitr'i Jehovah ho eo amin'ny tokonam-baravaran'ny trano; ary feno ilay rahona ny trano, ary ny kianja dia feno ny famirapiratan'ny voninahitr'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra niala teo amin’ny kerobima ho eo amin’ny tokonam-baravaran’ny Trano ny voninahitry ny TOMPO; ary ilay rahona dia nameno ny Trano, ary ny kianja dia feno ny famirapiratan’ny voninahitry NY TOMPO.
malagasy