Ezekiel 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fikopakopaky ny elatry ny kerobima dia re hatrany amin’ny kianja ivelany, toy ny feon’Andriamanitra Tsitoha raha miteny Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Re hatrany amin’ny kianja ivelany, ny fikopakopaky ny elatry ny Kerobima hoatra ny feon’Andriamanitra Tsitoha, raha miteny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary heno hatrany amin’ny kianja ivelany ny fikopakopaky ny elatry ny kerobima, tahaka ny feon’Andriamanitra Tsitoha raha miteny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fikopakopaky ny elatry ny kerobima dia re hatrany amin'ny kianja ivelany, toy ny feon'Andriamanitra Tsitoha, raha miteny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fikopakopaky ny elatry ny kerobima dia re hatrany amin’ny kianja ivelany, toy ny feon’Andriamanitra Tsitoha raha miteny Izy.
malagasy
Ary ny fikopakopaky ny elatry ny kerobima dia re hatrany amin'ny kianja ivelany, toy ny feon'Andriamanitra Tsitoha, raha miteny.