Ezekiel 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nodidiany Ralehilahy nitafy lamba rongony fotsy hoe: Makà afo avy eo analenelan’ny kodiarana, eo anelanelan’ny kerobima, dia niditra izy ka nitsangana teo anilan’ny kodiarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandidy an-dralehilahy mitafy rongony fotsy madinika Izy, nanao hoe: «Makà afo ao anelanelan’ny kodiarana, anelanelan’ny Kerobima,» dia nandroso ho eo anilan’ny kodiarana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijoro teo anilan’ny kodiarana iray ilay lehilahy miakanjo rongony, rehefa avy naka afo teo anelanelan’ny kodiarana teo afovoan’ny kerobima araka ny baikon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nodidiany ralehilahy nitafy rongony fotsy, nataony hoe: Manalà afo avy eo analenelan'ny kodia, eo anelanelan'ny kerobima, dia niditra izy ka nitsangana teo anilan'ny kodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nodidiany Ralehilahy nitafy lamba rongony fotsy hoe: Makà afo avy eo analenelan’ny kodiarana, eo anelanelan’ny kerobima, dia niditra izy ka nitsangana teo anilan’ny kodiarana.
malagasy
Ary rehefa nodidiany ralehilahy nitafy rongony fotsy, nataony hoe: Manalà afo avy eo analenelan'ny kodia, eo anelanelan'ny kerobima, dia niditra izy ka nitsangana teo anilan'ny kodia.