Ezekiel 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho lavon’ny sabatra ianareo; any amin’ny sisintanin’ny Israely no hitsarako anareo ka ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho lavon-tsabatra ianareo, ary hotsaraiko any amin’ny sisin-tanin’i Israely; dia ho fantatrareo fa i Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampihariko aminareo ny fitsarako ato anatin’ny faritr’i Israely, ka hovonoiko ho faty amin’ny ady ianareo. Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ho lavon'ny sabatra ianareo; any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho lavon’ny sabatra ianareo; any amin’ny sisintanin’ny Israely no hitsarako anareo ka ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ho lavon'ny sabatra ianareo; any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.