Ezekiel 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO satria tsy nandeha araka ny lalànako ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny Jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ho fantatrareo fa Izaho no Iaveh izay tsy narahinareo fitsipika, na notandremanareo lalàna, fa nanaraka ny lalàm-pirenena manodidina anareo no nataonareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO Izay tsy nankatoavinareo lalàna sy tsy narahinareo fitsipika, satria nanaraka ny fomban’ireo firenena nanodidina ianareo.»
Malagasy Bible 1865
ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, satria tsy nandeha araka ny lalàko ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO satria tsy nandeha araka ny lalànako ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny Jentilisa* izay manodidina anareo ihany no nataonareo.
malagasy
ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, satria tsy nandeha araka ny lalàko ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo.