Ezekiel 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola naminany aho dia maty i Pelatia zanak’i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin’ny feo mahery hoe: Indrisy! Ry TOMPO Andriamanitra ô! Holevoninao va ny hany sisa amin’ny Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola naminany teo aho, dia maty i Feltiasa zanak’i Banaiasa; ka niankohoka aho, nitaraina tamin’ny feo avo nanao hoe: «Indrisy, Iaveh Tompo ô! dia haringanao ve, ny sisa amin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nampita izany faminaniana izany aho, dia maty i Pelatià zanakalahin’i Benaià. Koa nianjera nihohoka tamin’ny tany aho ary niantso mafy hoe: «Adray, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, haringanao avokoa ve ny Israelita sisa?»
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola naminany aho, dia maty Pelatia, zanak'i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin'ny feo mahery nanao hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola naminany aho dia maty i Pelatia zanak’i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin’ny feo mahery hoe: Indrisy! Ry TOMPO Andriamanitra ô! Holevoninao va ny hany sisa amin’ny Israely?
malagasy
Ary raha mbola naminany aho, dia maty Pelatia, zanak'i Benaia. Dia niankohoka aho ka nitaraina tamin'ny feo mahery nanao hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?