Ezekiel 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-maharikorikony rehetra sy ny fahavetavetany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hiditra ao izy ireo, ka hesoriny hiala ao avokoa ny zava-mahamenatra amam-pahavetavetana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafaverina any ianareo, dia hanaisotra ny fanao mahatsiravina sy maharikoriko rehetra momba ny fanompoan-tsampy izay misy ao.
Malagasy Bible 1865
Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-dratsiny rehetra sy ny fahavetavetany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-maharikorikony rehetra sy ny fahavetavetany rehetra.
malagasy
Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-dratsiny rehetra sy ny fahavetavetany rehetra.