Ezekiel 11:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia homeko fo iray izy ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin’ny nofony ny fo vato ka homeko fo nofo izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy rehetra homeko fo iray, hasiako fanahy vaovao ao anatiny, hoesoriko amin’ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homeko fo iray ihany ianareo rehetra, ary hametrahako fanahy vaovao ao anatinareo; hoesoriko aminareo ny fo tsy miraika toy ny vato ka hosoloiko fo mora anarina.
Malagasy Bible 1865
Dia homeko fo iray izy, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin'ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia homeko fo iray izy ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin’ny nofony ny fo vato ka homeko fo nofo izy
malagasy
Dia homeko fo iray izy, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin'ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy,